Ry voro-nandalo namangy ny nofiko. Ny eto alahelo mameno ny tany. Ny dia nefa zory fa kosa ny rofiko Fery ho maina sy ho sitrana ihany. Ka aza manahy na misaina ny amiko. Fa ianao tsy ahy akory fa olo-nindramiko. Ka veloma masina ry olo-nisitaka, Ny teto nanaja f’ianao no namitaka. Raha izay alaheloko, hiserana […]
Author Archive
TSY MISY NENINA
«
27 Desambra 2019 |
6:55 |
Uncategorized |
1 Comment »
ALAHELO
«
27 Desambra 2019 |
6:51 |
Uncategorized |
18 Comments »
ALAHELO Eto am-pamakiana ny andalan-tsoratrao no latsaka ny sento Andalam-pijerena ireo tahirin-tsarinao no teraka ny vetso Dia indreny koa ireny tsiaro fa mitety ny habakabako…. Te hikiaka hiantso anao aho fa saingy vahotra ny vavako. Mipatraka mangina manorika eo an-tavako ny ranomaso sisa Mamaky ny eritreritro tsy hita nosakanana ny embona ny vita Mavesatra ny […]

5 Novambra 2019 |
11:03 |
Uncategorized |
No Comments »
Ry voro-nandalo namangy ny nofiko. Ny eto alahelo mameno ny tany. Ny dia nefa zory fa kosa ny rofiko Fery ho maina sy ho sitrana ihany. Ka aza manahy na misaina ny amiko. Fa ianao tsy ahy akory fa olo-nindramiko. Ka veloma masina ry olo-nisitaka, Ny teto nanaja f’ianao no namitaka. Raha izay alaheloko, hiserana […]
Ry voro-nandalo namangy ny nofiko. Ny eto alahelo mameno ny tany. Ny dia nefa zory fa kosa ny rofiko Fery ho maina sy ho sitrana ihany. Ka aza manahy na misaina ny amiko. Fa ianao tsy ahy akory fa olo-nindramiko. Ka veloma masina ry olo-nisitaka, Ny teto nanaja f’ianao no namitaka. Raha izay alaheloko, hiserana […]
FARA-EMBONA
«
25 Oktobra 2019 |
14:48 |
Uncategorized |
No Comments »
FARA-EMBONA Angamba ity no kalo, farany hokaloiko Ho anao ilay nanadino nikosoka ny amiko Fa mifarana eto anio ny sento sy toloko Moa ianao tsy ahy fa endrika nindramiko. Angamba ity no faran-taratasy ho soratako Handrakitra an-diary ireo tantara lasako. Fa vizana ny saiko ka tsy te hamisavisa Moa ny ranomaintiko, madivadiva ho ritra. F’ity […]

AMBADIKY NY SENTO
«
17 Septambra 2019 |
16:25 |
Uncategorized |
2 Comments »
“….Ao ambadiky ny sento maro zava-mifangaro, Fa misy tsikim-pifaliana nefa misy avelon-tsiaro…” “…ao ambadiky ny sento mody misy tsiky fatratra, Nefa misy miafina ao ny ranomaso tsy nilatsaka…”

MANINA
«
17 Septambra 2019 |
16:19 |
Uncategorized |
No Comments »
Madio mangamanga ny lanitray aty, Mazava manjopika ny zavatra jinery Fa kosa izany foko mihira samy irery, Vesaran’alahelo izato vatako malia. Fa ny eto lavi-kavana, sinarak’olon-tia, Miventy embonembona mitafy fahatsiarovana Mivetso fahanginana ity vatana torovana, Oh! Manin-kavan-tiana ity tenako aty. Rehefa takariva ny eny am-paratazana eny, Miteraka embonembona ny zavatra jerena Iny vodilanitra iny, miloko […]

TSIKY
«
17 Septambra 2019 |
14:29 |
Uncategorized |
No Comments »
TSIKY Tsy akory raha mitsiky dia lazaina foana ho faly Fa misy mody tsiky hanafenana ny jaly Mody asiana tsikitsiky misoritra an-tava Nefa anaty any vesaran’alehelo sy sento lalan-dava. Rehefa izy mitsiky tsy akory hoe tena babo, Ka aza akory manantena hoe lasanao ny fony. Fa ny azy hitsikiany na tafita ianao na lavo, Ary […]

Hello world!
«
23 Oktobra 2018 |
16:02 |
Uncategorized |
1 Comment »
Tonga soa eto amin’ny Blaogin’ny Namana Serasera. Ity no lahatsoratrao voalohany. Azonao ovaina na fafaina ito ao amin’ny fandrindrana!