“….Ao ambadiky ny sento maro zava-mifangaro, Fa misy tsikim-pifaliana nefa misy avelon-tsiaro…” “…ao ambadiky ny sento mody misy tsiky fatratra, Nefa misy miafina ao ny ranomaso tsy nilatsaka…”
Archive for Septambra, 2019
AMBADIKY NY SENTO
«
17 Septambra 2019 |
16:25 |
Uncategorized |
2 Comments »
MANINA
«
17 Septambra 2019 |
16:19 |
Uncategorized |
No Comments »
Madio mangamanga ny lanitray aty, Mazava manjopika ny zavatra jinery Fa kosa izany foko mihira samy irery, Vesaran’alahelo izato vatako malia. Fa ny eto lavi-kavana, sinarak’olon-tia, Miventy embonembona mitafy fahatsiarovana Mivetso fahanginana ity vatana torovana, Oh! Manin-kavan-tiana ity tenako aty. Rehefa takariva ny eny am-paratazana eny, Miteraka embonembona ny zavatra jerena Iny vodilanitra iny, miloko […]

TSIKY
«
17 Septambra 2019 |
14:29 |
Uncategorized |
No Comments »
TSIKY Tsy akory raha mitsiky dia lazaina foana ho faly Fa misy mody tsiky hanafenana ny jaly Mody asiana tsikitsiky misoritra an-tava Nefa anaty any vesaran’alehelo sy sento lalan-dava. Rehefa izy mitsiky tsy akory hoe tena babo, Ka aza akory manantena hoe lasanao ny fony. Fa ny azy hitsikiany na tafita ianao na lavo, Ary […]